tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post3244437817632432636..comments2023-10-20T15:50:40.323+03:00Comments on Paroles & lyrics: Ampangino ny izahoko(Fihirana 466, Imprimerie Adventiste)NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.comBlogger4125tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-23549023162796862422012-07-10T15:33:48.635+03:002012-07-10T15:33:48.635+03:00Isan'andro ah dia mihaino ity hira ity mba ho ...Isan'andro ah dia mihaino ity hira ity mba ho tena amboarin'Andriamanitra anie ty foko ity, isaorako zay namorona sy ny mpihira, ho tahian 'Andriamanitra anie ianareo ka tena mba ho henoinao anie Jesosy ny hetahetam poko.<br />Ho an'Andriamanitra ny voninahitraLydianoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-14282177521559065072012-07-10T15:30:59.473+03:002012-07-10T15:30:59.473+03:00Isaorako manokana zay namorona ty hira ity sy ireo...Isaorako manokana zay namorona ty hira ity sy ireo mpihira ireo, tena mba ho tanteraka amiko anie zany hira izany AmenAnonymousnoreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-46697726946475438602012-02-24T19:49:10.966+03:002012-02-24T19:49:10.966+03:00Tsy misy hisaorana fa ho an'Andriamanitra irer...Tsy misy hisaorana fa ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra ary ho tanteraka amintsika izany tononkiram-bavaka izany.NyAntshttps://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-73350665535814156722012-02-24T18:24:19.774+03:002012-02-24T18:24:19.774+03:00Misaotra amin'ny fametrahana ny tononkira fa t...Misaotra amin'ny fametrahana ny tononkira fa tena ilaina tokoa. Ny voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany!<br />Merci pour la parole qui etait vraiment necessaire. A Dieu seule la gloire!Anonymousnoreply@blogger.com