tag:blogger.com,1999:blog-71558807505678281762024-03-19T12:37:22.130+03:00Paroles & lyricsNyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.comBlogger433125tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-91609379124512588842023-09-27T13:47:00.005+03:002023-09-27T14:19:19.195+03:00Sombinaiko, Aza manadino (Odéam RAKOTO)Sombinaiko sombinaiko; ho tanteraka ve?Raha toa aho ka lasana ka manafatra hoe"Aza manadino ahy na dia efa maty azaFa ny lalantsika ihany no tohizo sy araho""Aza manadino ahy na dia efa dify azaKa tsy ho hita insony ilay sakaiza fahazazaTsy ho aiza akory f’hialoha lalana Hanamboatra paradisa sy lapa ho vantaninao""Aza manadino ahy n’aiza n’aiza misy anaoZaho anie raha lasana aza;Sanatria diaNyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-89175945772777611232020-12-11T14:22:00.004+03:002020-12-11T14:51:46.537+03:00Ho an'Ilay nateraka an-tranom-bilona (Feo Miantso FLM Tsarahonenana)Isaorana ny Feo Miantso FLM Tsarahonenana sy ny mpamorona ny hira VELOMASY V. Gaston, nanome alalana ny fizaràna ny hira sy ny solfa ato anatin'ny blog . Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany!Tonony sy feony: VELOMASY V. GastonArr: RANDRIAMANANTSOA TefiniainaNy voary rehetra samy nakalazaNanerana ny vazan-tany efatraHaleloia(4)Ho an'Ilay nateraka an-tranom-bilonaNy anjely rehetra NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-27721462313485623012020-11-09T19:49:00.033+03:002023-09-27T14:23:30.914+03:00MANDONDONA (The Singers of Jesus) AccordPrélude: D5/D D/F# Bm7/GD5/B D5/F#
G A B
D5 D/F# Bm7/GNandeha
nizaha ny tsiron’ny NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-88005785872152741892016-06-21T18:19:00.000+03:002016-06-21T18:45:11.552+03:00Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA FJKM Atsimon'Imahamasina (Playlist)Cliquez un titre pour écouter la version vidéo, la parole et la partition en solfa:
Hoderaina
Injao manako any ho any
Hiaraka Aminy
O! Ry Fireneko
Na inona anefa mihatra
NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com2tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-74546834113495043672016-06-21T18:00:00.000+03:002016-06-23T07:14:36.703+03:00Hoderaina (Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA)
Isaorana ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA (NTI) nanome alalana ny fizaràna ny hira sy ny solfa ato anatin'ny blog . Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany!
Tonony sy Feony: RAKOTOARIMALALA Maminirina RajaonaRIVOny
Tompo mahery Ray Tsitoha, misaotra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Ka dera saotra no atolotray izao
Dera ho Anao, dera ho Anao ry Ray
Tompo mahery Ray Tsitoha, NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-19588979522805659812016-06-21T17:55:00.000+03:002016-06-23T08:23:44.927+03:00Injao manako any ho any (Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA )
Isaorana ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA (NTI) nanome alalana ny fizaràna ny hira sy ny solfa ato anatin'ny blog . Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany!
Tonony sy Feony: NDRATOSON Georges Benjamin
Arrangement: RAKOTOARIMALALA Maminirinaa RajaonaRIVOny
Injao manako any ho any ô
Injao manako any ho any ô
Injao manako any ho any ô
Ny hiran-danitra mamy ô
Injao manako any NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-90274839752627163352016-06-21T17:10:00.000+03:002016-06-23T08:34:45.405+03:00Hiaraka Aminy (Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA)
Isaorana ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA (NTI) nanome alalana ny fizaràna ny hira sy ny solfa ato anatin'ny blog . Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany!
Tonony: RAJAOBELINA Hery-Zo (1991)
Feony: RAKOTOARIMALALA RajaonaRivony (Rivo Kely) (1991)
Ravo ny foko e! Diboka hafaliana
Faly ny saiko fa tojo izay niriana
Izaho zay mpanota no nantsoiny
Hiaraka Aminy
Efa nekeny ho NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-25427222326899545112016-06-21T16:53:00.000+03:002016-06-23T07:48:57.166+03:00O! Ry Fireneko (Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA)
Isaorana ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA (NTI) nanome alalana ny fizaràna ny hira sy ny solfa ato anatin'ny blog . Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany!
Tonony sy Feony: NDRATOSON Georges Benjamin
Arrangement: RAKOTOARIMALALA Maminirina RajaonaRIVOny
O ! ry fireneko misy feo miantso ô ô ô (Aza dia variana ô)
O ! ry fireneko misy feo miantso ô ô ô (Aza dia sondriana ô)
NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-17589517562914699742016-06-21T16:31:00.000+03:002016-06-23T08:56:37.106+03:00Na inona anefa mihatra (Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA)
Isaorana ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA (NTI) nanome alalana ny fizaràna ny hira sy ny solfa ato anatin'ny blog. Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany!
Tonony sy Feony: Jean Charles ANDRIANIRINA
Arrangement: RAKOTOARIMALALA Maminirina RajaonaRIVOny
1.Na sarotr’aza ny lalak’ombana kely sy hety
Hisarongitan’ny fefy sy tsilo
Ts’isy hombana (hombana)NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-79308748514791226332015-08-14T09:07:00.000+03:002015-08-14T09:07:47.736+03:00Inona no antenainao (Les Adelines)
Inona no antenainao amin’izao fiainana izao
Hasambarana ve, sa fiadanana koa
Mandalo miserana izany
Matetika aza ny andronao feno alahelo, hakiviana
Very hevitra ianao Ary indro antsoinao Rafahafatesana
Ity fiainana ity, tsy hitondra fiadanana ho anao
Raha ity fiainana ity, famoizam-po no entiny ho anao
Ity fiainana ity, ahiahy sy tahotra no atolony anao
Ity fianiana ity, fahoriana NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-43764452535004284092015-07-07T18:44:00.000+03:002015-07-07T18:50:38.271+03:00FF 49 – Mifona re ry RayCliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (41-54).
1. Mifona re ry Ray
Ireto zanakao
Fa diso izahay
Tsy mety ny natao
2. Ny ota sesilany,
Nandramana avokoa
Kanefa re izany
Ifonana tokoa
3. Izay rehetra hita
Natao fa tsy ho to
Izao ny ratsy vita
Nandrotika ny fo
4. Ry Jeso ô anio
Indreto izahay
Manaiky, ka fidio
Ho NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-63567944424706522972015-07-07T18:31:00.000+03:002015-07-07T18:50:38.296+03:00FF 48 – Andriamanitra, Fitiavana IanaoCliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (41-54).
1. Andriamanitra, Fitiavana Ianao
Ka mihevitra ny momba anay ety
Raha mifoha maraina izahay
Dia tsy afaka am-bavanay ny hoe
Ampy ho anay ny Fahasoavanao
Fiv : Raha maraina mibaliaka ny andronay ety
Ianao no masoandro niaviany
Raha ny alin’ny ririnina no handalo ety
Ianao no kintana NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-69099467227735515872015-07-07T18:30:00.000+03:002015-07-07T18:50:38.301+03:00FF 46 – Mba tantanonao, ry Raiko!Cliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (41-54).
1. Mba tantanonao, ry Raiko
Izato làlan-janakao
Ny mifidy toa tsy haiko
Fa maniry indrindra Anao
Hitanao ny adi-tsaina
Mitambesatra ao an-doha
‘Zany tsikin’ny maraina
Toa ela vao hifoha
2. Moa diso ny safidiko
Raha mandroso ka mankao
Sa ‘ty làla-nofinidiko
Dia tsy ilay voasoritrao
Tanteraho ny faniriako
O ! ry NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-30159895121451095582015-07-07T18:28:00.000+03:002015-07-07T18:50:38.265+03:00FF 47 – FiadananaCliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (41-54).
1. Ianao ‘zay mitady ny fiadanan-tsoa
Amin’izao fiainana izao
Ka mandeha mankatsy, ary sy aroa
Mikorana ary koa milalao
Kanefa tsy mahita izay mahasoa
Fa vizana foana ny nofo
Inty misy Fiainana atoroko anao
Andramo dia hohitanao
Fiv : Jesosy, Jesosy,
(Jesosy Tompo sy Mpamonjy tia)
No Fiainana atoroko NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-53185596017616425062015-07-07T18:25:00.000+03:002015-07-07T18:50:38.286+03:00FF 45 – Hira fideranaCliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (41-54).
1. Hira fiderana ho Anao ry Ray
Tsy afaka ato am-bavako mandrakizay
Hira mampifaly, mampitony jaly
Mampiravoravo fo
2. Ny talenta izay efa nomenao ahy
Hiderako Anao n’aiza misy ahy
Mba hamelon’aina, hampitony saina
Hampiray ny miaina
3. Hira tsotra ihany, nefa na dia izany
Ho Anao NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-12371045626582876652015-07-07T18:24:00.000+03:002015-07-07T18:50:38.249+03:00FF 44 – Ry Madagasikara soaCliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (41-54).
1. Ry Madagasikara soa
Natolo-Janahary anay
Nosimboahangy manirery
Fa nahasoa ny razanay,
He ! Sarobidy tsara loatra,
Tsy sandana, tsy atakalo
Feno ny fo ka toa mangina
Heriny mivavaka hoe :
Fiv : Andriamanitra ô !
Tondrahy andon’ny lanitra
Vontosy ny tsiron’ny tany
I Madagasikara !
2. Ry Firenena NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-45687181165873763102015-07-07T18:23:00.000+03:002015-07-07T18:50:38.276+03:00FF 41 – Jesoa no MpanavotraCliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (41-54).
O! iza, iza?
Iza no hamonjy ahy
Iza, iza no hamonjy ahy re ?
Fa rerak’aho e
Fa dia reraka
Milonjy entam-pahotana
Fahotana be
O! manatona, manatona an’i Jesoa
Fa Izy ihany, Izy no hamonjy anao
Fa noreseny, efa noreseny na
Ny fasan’aza dia ny fahafatesana !
Ny fasan’aza !
Efa noreseny izao
Ny fahafatesana ‘lay NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-24669485311127360142015-07-07T18:19:00.000+03:002015-07-07T18:50:38.256+03:00FF 42 – Moa misy va?Cliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (41-54).
1. Moa misy va ety, iriko toa Anao ?
Ry Tompo be fitia, Mpanao izao rehetra izao
Ny foko lasanao, ry Ray Malala ô !
Jereo ty zanakao izao miantoraka Aminao
2. Moa misy va ety, iriko toa Anao ?
Jeso sakaiza, avia Hianao hiara-dia izao
Ny foko tia Anao, oneno, anjakao
Tsy hatakaloko Hianao, “NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-49264873967575595322015-07-07T18:16:00.000+03:002015-07-07T18:50:38.281+03:00FF 43 – Aiza moa ianao ?Cliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (41-54).
1. Jesosy Tompo miantso anao
Manontany izao :
“Aiza moa ianao?”
Ny ondrikeliko noana indreo
Miandry anao re ireo
“Aiza moa ianao ?”
Fiv : ‘Ty aho, Jeso, (ekeo mba) ho irakao
Raiso hanao ny sitrakao tokoa
Jesosy ô ! (omeko) mba ho Anao
Ny foko, tenako sy fanahiko
2. E! làlan-tsarotra ilàna NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-87445144819466332412015-07-07T18:11:00.000+03:002015-07-07T18:11:33.580+03:00FF 40 – La Nuit du SalutCliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (31-40).
1. C’était La Nuit du Salut
On s’en souvient à présent
Car le Seigneur très riche
Naquit en ce moment-là
C’est un Amour fort étonnant
Que Dieu a bel et bien montré
Fiv : Le coeur est rempli d’immense gaité
De joie, de bonheur éternels
On clame tout haut
La Chanson du Ciel : Haleluia !
2. C’était La Nuit du NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-37143248689001192172015-07-07T18:08:00.000+03:002015-07-07T18:08:57.186+03:00FF 39 - FaniriakoCliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (31-40).
1. Ray o! mba faniriako,
Raha toa ka sitrakao
Ny handova lanitra
Dieny ety an-tany
Kanefa tsy izaho irery
F’ireo izay mino Anao
Hiaraka amiko
Hatrany hatrany.
Fiv : Endrey ny fiainanay anilan-dRay
Ny Tompo iray, Fanahy iray
Iraisana avokoa ‘reo asa soa
Iray ny NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com9tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-35685323137025519462015-07-07T18:06:00.000+03:002015-07-07T18:08:09.070+03:00FF 38 - Mba todihonao ny lasaCliquez ici pour voir d'autres chants du fihirana fanampiny (31-40).
1. Mba todihonao ny lasa
Dia ho hitanao ny asa
Nandaniana ny fotoana
Fa dia vita mora foana
Fiv : Mitsangàna, sahia ! (sahia !)
Mijoroa, mitoria (mitoria !)
Aza kivy, sanatria
Fa aminao Kristy.
2. Eny, tsara ho tsaroana
'Reo adidy nokoloina
Maro koa no tsy NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-77592305083129356732014-06-02T09:40:00.000+03:002015-07-02T11:51:55.833+03:00LE REGARD DE JÉSUS (Danie et Moïse)
J'ai croisé le regard de Jésus
Et depuis ma vie n'est plus la même
J'ai croisé le regard de Jésus
Et dans ses yeux j'ai lu "JE T'AIME"
Je ne savais pas, ce qu'Il avait fait pour moi,
Je ne connaissais rien de Lui
Je suivais ma route, comme on s'en va au hasard
Jusqu'au jour où j'ai croisé Son regard
J'ai croisé le regard de Jésus
Et depuis ma vie n'est plus la même
NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-87283380625450405392014-05-30T09:51:00.000+03:002015-07-02T11:00:53.498+03:00Tany mamiko, Embona (Bodo)
Tany mamiko
Oram-be mivatravatra, kotro-baratra
No nalaiko ho namana
Tsy hamoy fo alahelo an-tanin'olona aho
Fa nataoko hampatsiahy ilay akany lavitra ahy
Ny korana sy lalao manakora
Manangoly niarahana
Sento lalina fa manina te hody
No asetriko ny tsikiny
Mampanganohano ahy
Na ny mamiratra aza no hanambazana ahy
Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao
Ry tany mamiko no nampanembona ahy
NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com0tag:blogger.com,1999:blog-7155880750567828176.post-13123581614816910312014-04-30T18:39:00.001+03:002015-07-02T13:17:12.321+03:00Mpivahiny (AMAF)
Mpivahiny izahay ety
Fandalovana izao rehetra izao
Ka ho lo sy ho levona,
Ho lavenona sy zary vovoka
1. Eny Ray ô, fantatray tokoa
Fantatray zahay fa mpivahiny ety
Mielina toy ny rivotra ny andronay ety
Ka ho aiza moa izahay
Mpivahiny izahay ety
Fandalovana izao rehetra izao
Ka ho lo sy ho levona,
Ho lavenona sy zary vovoka
2. Raha hiala ety, moa ho any Aminao?
Sa ho sanatria ho very NyAntshttp://www.blogger.com/profile/13700128757656467825noreply@blogger.com1