Namana/Amis/Friends

jeudi 10 novembre 2011

Tambitamby, Tolona sasak'alina (Barijaona)

Cliquez ici pour écouter ce morceau sur le playlist de Barijaona.

Tambitambinao no lamba isalorako
Tanjona hifaharako raha toa ka sitrakao
Setra tsy mahery no solon-tsafosafo 
Feo milantolanto ho anao

Ny bitsikao ry alina 
Mamohafoha lalina 
Ny tolona mafy ka atsaharo  
Raha azo atao
 
Tinafiko mahangoly 
Ny lasa mamolivoly 
Izany rehetra izany 
Noho ianao.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...