Namana/Amis/Friends

lundi 5 décembre 2011

Fitia afo vato (Mireille)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Mireille

Iza izao toa mangina ao
Ao alantrano ao?
Moa va ianao ilay nandrasana omaly
No miandry, miandry ao?

 Efa namolaka e, niandry anao
 Toa tsy mandry saina, vatana aho nitady anao e
 Atao ahoana e?
 Nandefa hafatra aho
 Teny atsipy ihany ireny ô, asanao
 Tsy mamy taminao angaha ireny
 Mangidy ny ho ahy tokoa

Inona no mahatoga anao
Tsy hita hiara-hitafa aminay
Moa adinonao fa, fa toy ny dona mafy
Mitselatra hazavana mora maty
Hazavana mora maty (x3)

3 commentaires:

  1. Réponses
    1. tsy misy isaorana tompoko fa mankasitraka nankafy ny natolotray e!

      Supprimer
  2. Misaotra betsaka, sao.mba misy tonon.ilay hoe " namakivaky ity fiainana...silapanahy"

    RépondreSupprimer

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...