Namana/Amis/Friends

jeudi 29 décembre 2011

Jehovah no fahazavako(Fihirana Advantista 704)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Ny feon'ny Faminaniana.

 (Il se peut que certains vers ne soient pas chantés)
Jehovah no fahazavako sady toky Mpamonjiko
Tsy misy 'zay tokony hatahorako
Raha miankina Aminao
Ka na dia mifofofofo ny tafio-drivotra
Ka feno tebiteby ny foko
Sasatra,  reraka
Izy mamelona ny fiainako
Mampahery tokoa
Mifalia re y foko fa Jesosinao
Fa Jesosinao injao manakaiky akaikinao
Ilay sambokely, ilay sambonao
Mampitony ny onjabe. Amen

1 commentaire:

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...