Namana/Amis/Friends

jeudi 22 mars 2012

Natolotrao ho avotray (Rakotoarivony Noël)

Cliquez ici pour voir et télécharger gratuitement la partition en solfa de ce morceau 

Rakotoarivony Noël
(Hira Paska)
Ny ra nilatsaka ho avotray ry Tompo ô!
Tsy mendrika ho anay nefa dia nafoinao
Ho fanavotana ireto farahidiny
Ny ra nilatsaka tonga nivelomanay

Iza intsony re no sahy hirehareha
Raha nahita ilay hazo nijalianao?
Ny hazonao Jesoa no horaisiko hatrizao
Ary ho hatrizay ho fialofana

6 commentaires:

  1. Mba mitady ny solfa ny hiran'ny Noel Rakotoarivony NOHO sy TSY NOMENAO

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Miarahaba tompoko,
      Alefaso ao amin'ny pejy ifandraisana (contact page) ny fangtahanao azafady.
      Misaotra tompoko.

      Supprimer
  2. Mirary Paska Sambatra ho antsika rehetra e!

    RépondreSupprimer
  3. Mankasitraka indrindra amin'ny fizarana ity hira ity.

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. mankasitraka anao koa nankafy izay natolotray tompoko

      Supprimer

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...