Ahoana hoy aho Razery ilay valin-taratasy
Izay nalefako ho anao, mba ilaiko valin-teny
Ny foko izay nifidy, sady efa voakilasy
Te hanambatra fitiavana, raha toa ka ekeny

Raha fitia teritery, dia indro mankarary
Ndrao dia halaky tonta, ho tonga zezika fanary
Ianao no mihevera, sy manaova teny miera
Izaho anie ka tsy mba vera, ka ho vaky raha azera

Razery ! Razery ô! aza anaovanao fangalam-piery
Razery ! Razery ô! jereo ’ty foko manirery ô
Razery ô! mba tombatombano
Tombatombano kely ô Razery, Razery
Ity mason-jorery.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire