Namana/Amis/Friends

Affichage des articles dont le libellé est FPMA Paris. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est FPMA Paris. Afficher tous les articles

jeudi 22 mars 2012

Natolotrao ho avotray Solfa (Ny ra nilatsaka) Rakotoarivony Noël

Cliquez ici pour écouter la version audio de cette partition

Natolotrao ho avotray (Rakotoarivony Noël)

Cliquez ici pour voir et télécharger gratuitement la partition en solfa de ce morceau 

Rakotoarivony Noël
(Hira Paska)
Ny ra nilatsaka ho avotray ry Tompo ô!
Tsy mendrika ho anay nefa dia nafoinao
Ho fanavotana ireto farahidiny
Ny ra nilatsaka tonga nivelomanay

Iza intsony re no sahy hirehareha
Raha nahita ilay hazo nijalianao?
Ny hazonao Jesoa no horaisiko hatrizao
Ary ho hatrizay ho fialofana
Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...