Namana/Amis/Friends

vendredi 11 novembre 2011

Anao ny dera ry Zanaky ny Ray 146(Hobio1)

Cliquez ici pour voir d'autres chants du Hobio1(Fihirana FFPM)

 (Il se peut que certains vers ne soient pas chantés) -/E. L. Burdy

1. Anao ny dera,
ry Zanaky ny Ray,
Anao ny fandresena,
ry Mpanjakanay.
Ny fasana nivoha
noho ny herinao,
Ny Anaranao Tsitoha
tsy voatana tao.

Fiv : Anao ny dera,
ry Zanaky ny Ray,
Anao ny fandresena,
ry Mpanjakanay.

2. Hianao nandresy,
lao re ny fasana;
Ny fanjakan'ny ota
koa ho lasana.
Ny herin'ny Satana, vato nikodia,
Ny Anaranao nandresy
haharitra doria,
Anao ny dera, sns...

3. He, ravo aho:
Izy no santatra
Izaho koa hifoha,
mba ho sambatra.
Ny fandresen'i Jeso,
lovako tokoa,
Ny Anarany Tsitoha
hanangana ahy koa.
Anao ny dera, sns...
Cliquez ici pour voir tous les paroles du cantique protestant malgache(fihirana FFPM)

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...