- Aina no fetra ry Tompo ry Mpanjaka 298
- Anao ny dera ry Zanaky ny Ray 146
- Andriamanitra tahio ny mihaino 348
- Efa resy izao na dia ny fasana aza 141
- Haleloia miderà ny Tomponao 140
- Inona no hahasaraka ahy 486
- Indro ny Tompo Jesosy jereo 98
- Iza no hanoa ny Tompo lehibe 435
- Jeso no sakaiza tena tia anay 511
- Mandra-piavin'ny Tompo 432
- Maniry mafy aho 107
- Midina Tomponay 201
- Moa mba efa nisy va 100
- Mpivahiny mba lazao 505
- Ny Mpamonjy no mitady 354
- Ry Jesosy mba tantano 630
- Ry Kapiteny be ny ady manjo 641
- Ry Mpanota mihevera 356
- Tafatsangana tokoa 142
- Tompo ô tsy takatry ny saiko 451
Cliquez ici pour voir tous les paroles du cantique protestant malgache(fihirana FFPM).
J'ai beaucoup apprécié.
RépondreSupprimerEt j'attends avec impatience d'autres cantiques.
Noro - Bordeaux
Merci pour l'appréciation. Hobio 2, Hobio 3, Hobio hiran'ny ankizy(cantiques pour enfants) et les cantiques composées par Josefa Andrianaivo ravelona sont déjà publiés sur ce blog. Cliquez sur Hobio ou sur Josefa Andrianaivoravelona dans le liste des artistes(à gauche). D'autres cantiques seront publiées bientôt.
Supprimersod mba mis fihirana fifohazana eee ?
RépondreSupprimerMiarahaba tompoko,
SupprimerFanirian'ny blaogy ny hampidirana fihirana fifohazana fa hiezaka hanatanteraka izahay rehefa mahazo izany. Manentana ihany koa izay manana handefa azy ao amin'ny contact page hahazoantsika mifampizara.
ary so d mba misy Tiona ato azafady : D merci bcoup
SupprimerMiarahaba e,
SupprimerTsy ananantsika ny tiona fa miala tsiny, De rien e!
Bjr, sao mba manana ny TLD nareo azafady tompoko
RépondreSupprimerBjr, afaka manao telechargement vé azafady. (Hobio) si oui comment le faire?
RépondreSupprimerSalama o! Tsy mba mety ve raha ireo hira tsy maro mpahay no alefa eto mba hianarana? Misaotra indrindra Tompoko
RépondreSupprimerSalama tompoko, misaotra indrindra amin'ny soson-kevitra fanatsarana ny blog. Famohazana ny kanto fahiny no tena niatombohan'ny blogn-tiska. Hira angatahan'ny olona na hira alefan'ny tompony ifampizarana. Tena fiaraha-miasan'ny mpakafy mihitsy ilay izy. Olon-tsotra mahatsiaro ny hira fahiny sy ny omaly ary ireo namana any am-pitan-dranomasina maniry ny mba hihaino sy manana tsiahy, antokom-pihira isan-karazany any amin'ny faritany indrindra indrindra, mpivahiny na tera-tany hafa te hahazo izay vetsoin'ny tononkirantsika no mangataka ny dikan-teny...toy izany no ankamaroan'ireo olona mangataka ka nahatonga ny blog toy izao. Misy ihany ao hira tsy dia faheno sy tsy dia hain'ny olona fa rehefa manao ny famakafakana amin'ny pejy vakian'ny olona izahay dia hita fa tsy misy mamangy mihitsy ny pejy hafa satria tsy misy manao fikarohana amin'ilay izy dia lasa fotoana very fotsiny, besaka mantsy ny asa fikarohana amin'izay mba hahafa-po antsika rehetra, saingy misy amin'izy ireny no tsy avoakanay amin'ny pejy hitan'ny rehetra eto noho ny resaka zon'ny mpamorona sy ny sisa fa tena natao hoe hira ilain'ny mpangataka mba hahazoany mampianatra sy ny toy izany dia tsy maintsy voafetra amin'ny fizarana miafina ilay izy.
RépondreSupprimerFa raha misy hira tena tianao hoe hianarana dia azonao alefa ao amin'ny pejy fifandraisana ny fangatahanao. Hodinihana hatrany ihany koa nefa io fangatahanao io satria mety maro ihany koa no maniry izany fa ianao moa zany no nisolo tena.
Mankasitraka indrindra tompoko.
Salama tompoko! Mba mitady hira tao @ Hobio 1 mitondra ny lohateny hoe Mesia aho sao misy manana azafady indrindra, tonony sy feony. Misaotra mialoha!
RépondreSupprimerZaho koa tena mitady azy io
Supprimer