Namana/Amis/Friends

vendredi 11 novembre 2011

Tafatsangana tokoa 142(Hobio1)

Cliquez ici pour voir d'autres chants du Hobio1(Fihirana FFPM)

 (Il se peut que certains vers ne soient pas chantés) Hira Latina

1. Tafatsangana tokoa,
Haleloia!
Jeso Kristy Tompo soa,
Haleloia!
Maty nefa velona,
Haleloia!
Mihirà ry olona,
Haleloia!

2. Foana ny fasana,
Haleloia!
Indro, Jeso velona,
Haleloia!
Toky tsy mamitaka,
Haleloia!
Mihirà ry olona,
Haleloia!

3. Andro lehibe tokoa,
Haleloia!
Andro fihobiana,
Haleloia!
Afaka ny tahotra,
Haleloia!
Mihirà ry olona,
Haleloia!

4.Haja, laza, aterinay,
Haleloia!
Jeso ô! Mpanjakanay,
Haleloia!
Raiso re ny saotranay,
Haleloia!
Raiso koa ny tenanay,
Haleloia!

Cliquez ici pour voir tous les paroles du cantique protestant malgache(fihirana FFPM).

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...