Namana/Amis/Friends

vendredi 11 novembre 2011

Tompo ô tsy takatry ny saiko 451(Hobio1)

Cliquez ici pour voir d'autres chants du Hobio1(Fihirana FFPM)

 (Il se peut que certains vers ne soient pas chantés)H. Lillenaes

1. Tompo ô! Tsy takatry ny saiko
Ny fitiavanao tsy nohajaiko
Kanjo io no hany antenaiko
Mba hamonjy ahy 'zao
(hamonjy 'zao)

Fiv : (Feo 1)
Tompo ô voababonao
Zanak'Andriamanitra
Mamy re!
'Zany fitiavanao ry Jeso ô!
(Feo 2)
Tompo ô dia resinao ny foko 'lay nanda
Voababonao tokoa tokoa
Ka nasandratrao ho zanak'Andriamanitra
Ho tarihinao an-danitra.
Mamy dia mamy re tsaroan'ny aiko 'zao
Izany fitiavanao ry Jeso ô!

2. Ny fandavan-tenanao tsaroako,
Fa fandavan-tena nahitako
Ny fitiavanao izay inoako
Fa mambomba ahy izao.
(Mambomba izao)
Tompo ô, sns...

3. Ry Jesosy, tsy mba misy haiko
Afa-tsy manolotra ny aiko
Eo an-tananao 'zay andrandraiko
Hampijoro ahy izao
(Hijoro izao)
Tompo ô, sns...

Cliquez ici pour voir tous les paroles du cantique protestant malgache(fihirana FFPM).

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...