Namana/Amis/Friends

vendredi 11 novembre 2011

Hobio 1 (Fihirana FFPM)

Ecouter et voir la parole de:
  
Cliquez ici pour voir tous les paroles du cantique protestant malgache(fihirana FFPM).

12 commentaires:

  1. J'ai beaucoup apprécié.
    Et j'attends avec impatience d'autres cantiques.
    Noro - Bordeaux

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Merci pour l'appréciation. Hobio 2, Hobio 3, Hobio hiran'ny ankizy(cantiques pour enfants) et les cantiques composées par Josefa Andrianaivo ravelona sont déjà publiés sur ce blog. Cliquez sur Hobio ou sur Josefa Andrianaivoravelona dans le liste des artistes(à gauche). D'autres cantiques seront publiées bientôt.

      Supprimer
  2. sod mba mis fihirana fifohazana eee ?

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Miarahaba tompoko,
      Fanirian'ny blaogy ny hampidirana fihirana fifohazana fa hiezaka hanatanteraka izahay rehefa mahazo izany. Manentana ihany koa izay manana handefa azy ao amin'ny contact page hahazoantsika mifampizara.

      Supprimer
    2. ary so d mba misy Tiona ato azafady : D merci bcoup

      Supprimer
    3. Miarahaba e,
      Tsy ananantsika ny tiona fa miala tsiny, De rien e!

      Supprimer
  3. Bjr, sao mba manana ny TLD nareo azafady tompoko

    RépondreSupprimer
  4. Bjr, afaka manao telechargement vé azafady. (Hobio) si oui comment le faire?

    RépondreSupprimer
  5. Salama o! Tsy mba mety ve raha ireo hira tsy maro mpahay no alefa eto mba hianarana? Misaotra indrindra Tompoko

    RépondreSupprimer
  6. Salama tompoko, misaotra indrindra amin'ny soson-kevitra fanatsarana ny blog. Famohazana ny kanto fahiny no tena niatombohan'ny blogn-tiska. Hira angatahan'ny olona na hira alefan'ny tompony ifampizarana. Tena fiaraha-miasan'ny mpakafy mihitsy ilay izy. Olon-tsotra mahatsiaro ny hira fahiny sy ny omaly ary ireo namana any am-pitan-dranomasina maniry ny mba hihaino sy manana tsiahy, antokom-pihira isan-karazany any amin'ny faritany indrindra indrindra, mpivahiny na tera-tany hafa te hahazo izay vetsoin'ny tononkirantsika no mangataka ny dikan-teny...toy izany no ankamaroan'ireo olona mangataka ka nahatonga ny blog toy izao. Misy ihany ao hira tsy dia faheno sy tsy dia hain'ny olona fa rehefa manao ny famakafakana amin'ny pejy vakian'ny olona izahay dia hita fa tsy misy mamangy mihitsy ny pejy hafa satria tsy misy manao fikarohana amin'ilay izy dia lasa fotoana very fotsiny, besaka mantsy ny asa fikarohana amin'izay mba hahafa-po antsika rehetra, saingy misy amin'izy ireny no tsy avoakanay amin'ny pejy hitan'ny rehetra eto noho ny resaka zon'ny mpamorona sy ny sisa fa tena natao hoe hira ilain'ny mpangataka mba hahazoany mampianatra sy ny toy izany dia tsy maintsy voafetra amin'ny fizarana miafina ilay izy.
    Fa raha misy hira tena tianao hoe hianarana dia azonao alefa ao amin'ny pejy fifandraisana ny fangatahanao. Hodinihana hatrany ihany koa nefa io fangatahanao io satria mety maro ihany koa no maniry izany fa ianao moa zany no nisolo tena.
    Mankasitraka indrindra tompoko.

    RépondreSupprimer
  7. Salama tompoko! Mba mitady hira tao @ Hobio 1 mitondra ny lohateny hoe Mesia aho sao misy manana azafady indrindra, tonony sy feony. Misaotra mialoha!

    RépondreSupprimer

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...