Namana/Amis/Friends

mardi 8 novembre 2011

Ny Rahona, Raklio

Voir les paroles de:
Isaorana Ledada nanome ny raki-kira.

9 commentaires:

  1. merci tamin'ny hiran'ny Rahona

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. tsy misy isaorana tompoko, mankasitraka anareo nankafy

      Supprimer
  2. faly be maheno ny hiran'ny Rahona.Mety mbola mahazo hira hafan'ny Rahona toan'ny "Reko fa"ve? sy ny hafa koa??

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Miezaka mikaroka ihany izahay dia alefa eto izay voaangona tompoko!

      Supprimer
  3. Mankasitraka feno nizara hoanay mpankafy ny hiran'Ny Rahona fa efa ela aho no nihezaka nikaroka hatraiza hatraiza koa Misaotra indrindra Tompoko

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Misaotra anareo koa nankafy ny natolotray tompoko!

      Supprimer
    2. Dia mbola mba mangataka mba ho ampiana sangan'asa Ny Rahona Hafa
      Misaotra betsaka ô

      Supprimer
  4. Ho faly be rehefa misy hiran'ny Rahona hafa

    RépondreSupprimer
  5. mba fihiranay izy ity rehefa vory vahoaka, gaga ny olona hoe hiran.iza koa izany

    RépondreSupprimer

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...