Namana/Amis/Friends

lundi 5 décembre 2011

Kanana (Mireille)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Mireille

Ny tsara izao dia miresaka momba ny ho avinao
Fa tonga ny ora hilazanao moramora
Mbola misy ho aho izany fanantenana
Raha te-hiditra any Kanana(x2)

Eny e(x6),
Anio Jesoa dia miantso anao, miantso tokoa
Avelao izany saina tsy miraharaha

Fa maizina loatra ny fomba fiainanao
Raiso ny fiainam-baovao(x2)

Raha sendra fiakarana
Tsy zakanao ny lalana
Jereo ny ambony ka minoa
Raiso ny tanan'i Jesoa

Fa ny tsara e!

Ny tsara izao dia miresaka momba ny ho avinao
Fa tonga ny ora hilazanao moramora
Mbola misy ho aho izany fanantenana
Raha te-hiditra any Kanana(x3)

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...