Namana/Amis/Friends

lundi 19 mars 2012

Adinoy (Ny Nanahary)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Ny Nanahary.

Adinoy (4) izay vitantsika teo

Adoinoy tanteraka aho, masina re ianao
Adinoy aho f'izay no sitrakao
O, veloma re no apetrako aminao
Veloma tsy hihaona intsony izaho sy ianao

Eny na dia fahatsiarovana
Tsy ataoko an-tsaina fa mahatorovana
Tsy haiko ny fitia raha hikambanana
Ka dia aleoko tsy manana

Tsofiko rano ianareo
Ka vonoiko ny afo ato am-po
Tsy izaho intsony no ho eo anilanao
Ho adinoiko izay vitantsika teo(4)

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...