Namana/Amis/Friends

samedi 31 mars 2012

Hosana, Hosana (J. C Andriamanantoanina)

Cliquez ici pour voir et télécharger gratuitement la partition 

en solfa de ce morceau.



Hira Paska (Sampan-kazo)
Matio 21:9
Ary ny vahoaka izay nialoha Azy
Sy izay nanaraka dia niantso hoe:
"Hosana! Hosana!
Ho an'nyZanak'i Davida!"

Isaorana anie Izay avy amin'ny
Avy amin'ny anaran'i Jehovah!

Isaorana anie Izay avy amin'ny
Avy amin'ny anaran'i Jehovah!

Hosana any amin'ny avo indrindra
Hosana! Hosana! Hosana
Hosana any amin'ny avo indrindra
Hosana any amin'ny avo indrindra
Hosana any amin'ny avo indrindra
Hosana any amin'ny avo indrindra
Hosana e! Hosana....
Hosana e! Hosana...
Hosana e (2)

"Hosana any amin'ny avo indrindra"

Isaorana anie....

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...