Namana/Amis/Friends

vendredi 23 mars 2012

Ny faniriako (Amboarampeo Faravohitra)

Cliquez ici pour voir et télécharger gratuitement la partition en solfa de ce morceau.

Christian Ramamonjisoa.
Soprano 1:
Fa Ianao ihany ry Tompoko
No antenaiko hatrany handamina ny fiainako
Mpanota efa very te-hanatona Anao
Sitrapo fa tsy an-tery ka mba raisinao


Ka ireo fahotako avelao re
Na ireo adalako hodio tsy hita re
Tariho re ny diako , Tompo ô raha sitrakao
Tanteraho ny faniriako iangaviako Anao


Choeur:
Ianao ihany ry Tompoko
No hatrany handamina ny fiainako
Tariho re ny diako Tompo ô raha sitrakao
Sitrapo fa tsy an-tery ka mba raisonao

Ka ... avelao re
Na ireo adalako hodio tsy hita re
Tariho ny diako raha sitrakao
Tanteraho ny faniriako iangaviako Anao

1 commentaire:

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...