Namana/Amis/Friends

lundi 26 novembre 2012

Bonjour Madame La Gitara(Razilinah)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Razilinah.

Bonjour (5) madame la gitara
Bonjour (3) zay tiako tsy mizarazara
Bonjour (2) ka manahoana
Bonjour (3) zarantsika aza efa tafahoana

Bonjour Ra-harmonia
Notolorako ny tena fitia
Tsy azo entina hanaraka mantsy
Zany no tsy anaovan-dratsy
Bonjour Ra-mandoline
Dite Ra-Zôzôfine
Fantatrao fa ny andro zao ririnina
Ilaina ianao solon’ny kininina

Ka manahoana aby izao, zato ianareo
Inona ary ny vaovao
Zaho zany, zaho zary misento toreho
Raha vao lavitra kely anareo e !


Bonjour (5) madame la gitara
Bonjour (3) zay tiako tsy mizarazara
Bonjour (2) ka manahoana
Bonjour (3) zarantsika aza efa tafahoana

Bonjour Ra-harmonia
Notolorako ny tena fitia
Tsy azo entina hanaraka mantsy
Zany no tsy anaovan-dratsy
Bonjour Ra-mandoline
Dite Ra-Zôzôfine
Fantatrao fa ny andro zao ririnina
Ilaina ianao solon’ny kininina

Ka manahoana aby izao, zato ianareo
Inona ary ny vaovao
Zaho zany, zaho zary misento toreho
Raha vao lavitra kely anareo e !




Ka manahoana
Bonjour (3) zarantsika aza efa tafahoana

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...