Bonjour Chérie
Izaho anie ka tia an-dry
Oui, je t’ aime anie
Tsy manary an’ ise
Et la lettre sora-tanana
Sy ilay secret mba ho tanana
Déclaration d’amour
Izany foko torotoro
Mon amour , mon amour
Bonjour Cherie
Izaho anie ka tia an-dry
Raha toa tian-dry
Efa potika amin-dry
Raiso ary ny taratasy
Izay atolotro anao
Déclaration d’amour
Izany foko torotoro
Mon amour , mon amour
Bonjour Chérie
Izaho anie ka tia an-dry
Oui, je t’ aime anie
Tsy manary an’ ise
Et la lettre sora-tanana
Sy ilay secret mba ho tanana
Déclaration d’amour
Izany foko torotoro
Mon amour , mon amour
De toujours, de sanatria.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire