Namana/Amis/Friends

lundi 26 novembre 2012

Ianao no efa nekeko (Razilinah)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Razilinah.

Ianao no efa noekeko..keko, ka ho sanatria raha mba hoseko...seko
Ianao no notolorako fitia, ny miova hatao sanatria
Be ny pika, fa ny lisy ary io mbola ho samirery
Be ny kanto nefa indrisy, ianao ihany no nahatery

Dia babo teo ny foko, nandefa nofy hafahafa
’Njay fa ny vetsoko nisoko, ianao ihany re no hafa.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...