Namana/Amis/Friends

samedi 8 février 2014

Ho tia anao (Fara Andriamamonjy)


 Lahy: Lahy, V: Vavy

L: Ho tia anao amin’ny foko rehetra
Hiaraka mandrakizay

V: Ho tia anao amin’ny heriko rehetra aho
 Ho namanao mandrakizay

LV: Hiara-hanandratra ny anaran’Ilay Ray
 Zay nanambatra antsika ho iray
L: Ho tia anao,
V: Ho tia anao aho
LV: Ho tia mandrakizay

L: Ho tia anao amin’ny foko rehetra
 Hiaraka mandrakizay

V: Ho tia anao amin’ny heriko rehetra aho
 Ho namanao mandrakizay

LV: Hiara-hanandratra ny anaran’Ilay Ray
 Zay nanambatra antsika ho iray
L: Ho tia anao,
V: Ho tia anao aho
LV: Ho tia mandrakizay

LV: Tena tsara ,kanto tokoa ny fanomezanao
Deraina Ianao ry Ray
Fitiavana tsy manam-paharoa no hifankatiavanay
Deraina Ianao ry Ray
Hiara-hanandratra ny anaranao izahay
Zay nanambatra anay ho iray

L: Ho tia Anao
V: Ho tia  Anao
LV: Ho tia Anao zahay
Ho tia Anao
Ho tia mandrakizay

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...