Namana/Amis/Friends

lundi 28 avril 2014

Tsisy karaha Anao (Joseph d'Af, Titianah)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Joseph d'Af.

L;Tsy zaho eky ny hanginy tsy hanambara
Tsy ataoko ategna fa io filazantsara
Fa maty Ianao noho ny fahotako
Tompo ô! tsisy hafa ankoatra Anao

 V;Fa maty Ianao noho ny fahotako
Tompo ô tsy hafa ankoatra Anao
Tsisy karaha Anao

 LV: Hirako Ianao, hirako Ianao
Sy Melodie-n' ny fo
Lay tiako ary koa tia Ahy
Malalako am-panahy

LV: Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazona ahy ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia irery
Ny anilanao no feno hery
Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazona ahy ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia irery
Ny anilanao no feno hery

 V: Tsy miova omaly
Sy ny anio ary mandrakizay
L: Fahazavana, fahamarinana
LV: Dia lalana sy fiainana
L: Matoky Anao zaho malala ô!
Tsisy hafa ankoatra Anao
Famonjena nataony ho Ahy
Fanadiovana ota 

LV: Hirako Ianao, hirako Ianao
Sy Melodie-n' ny fo
Lay tiako ary koa tia Ahy
Malalako am-panahy

LV: Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazona ahy ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia irery
Ny anilanao no feno hery
Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazona ahy ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia irery
Ny anilanao no feno hery 

LV: Feno hery,feno hery
Feno hery,feno hery
Ny Anilanao
Malalako am-panahy

 Eieeeeeh

LV: Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazona ahy ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia irery
Ny anilanao...
Tsisy ny tsara mihoatra Anao
Mihazona ahy ny tananao
Raha lavitra Anao aho dia irery
Ny anilanao...

Tsisy karaha Anao

4 commentaires:

  1. Tsisy ny tsara mihoatra Anao. Mariana 100%

    RépondreSupprimer
  2. hira tena tsara sy mendrika ity hiranao ity.
    Tohizo ry izy mianandahy.

    RépondreSupprimer
  3. C'est possible d'avoir une traduction en français svp !!

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Veuillez adresser votre demande à la page "contact". Merci

      Supprimer

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...