Namana/Amis/Friends

mercredi 19 juillet 2006

Ho an'i "lalaina" (Lalatiana)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Lalatiana.
Ho anao,
Ho anao r'ilay nandao no hihirako
Fa tsy ho eto intsony ianao
Fa ho any ambony any ary tsy hiverina intsony
Ho anao ity hira ity

Dia tsarovy fa hira ho mendrika ny fitiavanao
Ry nandao... ry nandao
Tsy hira misaona satria mbola hihaona any aoriana
Zaho sy ianao, zaho sy ianao
Ry "lalaina"

Ry "lalaina"...

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...