Namana/Amis/Friends

mardi 4 octobre 2011

C'est ma prière(Mike Brant)




Auteur/Comp: Seff Richard/ Moshe Brand(Mike Brant)

C’est ma prière
Je viens vers Toi
C’est ma prière
Je suivrai Ta loi
C’est ma prière
Un jour viendra
C’est ma prière
Et le monde changera

Un nouveau jour sur la terre
Nous portera la lumière
Et le soleil brillera
Comme un message d’espoir
Sur un monde sans frontières

Si tu entends ma prière
Tous les hommes de la terre
Bâtirons l’éternité
Sur une île de beauté
D’amour et de liberté

C’est ma prière
Entends ma voix
C’est ma prière
Et reste près de moi

Un nouveau jour sur la terre
Nous portera la lumière
Et le soleil brillera
Comme un message d’espoir
Sur un monde sans frontières

C’est ma prière
Je viens vers toi
C’est ma prière
Reste près de moi

Izao no vavako
Inty aho manatona Anao
Izao no vavako
Hanaraka ny lalànao aho
Izao no vavako
Ho avy ny andro iray
Izao no vavako
Hiova izao tontolo izao

Andro vaovao iray ety an-tany
No hitondra ny Hazavana
Ka hamiratra ny masoandro
Ho tonga teny fampanantenana
Ho an'izao tontolo izao

Raha renao izao vavako izao
Dia ny olombelona rehetra maneran-tany
No hiara-hanangana ny mandrakizay
Eo amin'ny nosin'ny kanto
Sy ny fitiavana ary ny fahafahana

Izao no vavako
Mandrenesa ny feoko
Izao no vavako
Ka mitoera eto anilako

Andro vaovao iray ety an-tany
No hitondra ny Hazavana
Ka hamiratra ny masoandro
Ho tonga teny fampanantenana
Ho an'izao tontolo izao

Izao no vavako
Mandrenesa ny feoko
Izao no vavako
Mitoera eto anilako



Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...