Namana/Amis/Friends

lundi 5 décembre 2011

Izaho moa hendry (Mireille)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Mireille

Izaho moa hendry ry Mama ô ô !
Izaho moa hendry, izaho moa hendry
Tsy mba nangala-tsiramamy na nangalatra nisotro ronono
Izaho moa hendry ka aza vonoina
Izaho moa hendry, izaho moa hendry
Izaho moa hendry ry Mama ô ô !
Ka hividiano kiraro

Izaho moa hendry ry Dada ô ô !
Izaho moa hendry, izaho moa hendry
Tsy mba namonomono ankizy na nila ady taminy koa
Tsy naka ny kilalaon'i Zery na zoeran-dry Gabhy
Izaho moa hendry ry Dada ô ô !
Iviadiano baolina "cuir"

Isika no hendry rankizy ô ô !
Isika no hendry, isika no hendry
Mahay ny izy sy tsy izy amin'ny anatr'Ikaky sy Ineny
Tsy izy ny samy maka ho azy, dia tsy izy ny milalao irery ô
Isika no hendry rankizy ô ô !
Tandremo, tandremo sao very

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...