Cliquez ici pour voir le liste des chants de Imprimerie Adventiste.
Fa sambatra izay mitoetra
Ao an-tranon'ny avo indrindra
Ao an-tranon'i Jehovah
Sambatra izay manan-kery
Ao am-pony
Manan-kery avy aminao
Andriamanitra ô
Sambatra izay mitoetra
Ao an-tranon'ny avo indrindra
Hidera anao(2) mandrakariva
Hidera Anao
Sambatra izay manan-kery
Manan-kery avy aminao ry Avo indrindra
Sambatra izay mitoetra
Ao amin'ny avo indrindra
Ho masoandrony Ianao
Ho Mpiaro azy
Sady ho ampingany koa
Ho masoandrony Ianao
Ho Mpiaro azy
Sady ho ampingany koa
Ry Tompo
Andriamanitra ô jereo
Jereo ry Tompo zay voahosotrao
Andriamanitra ô jereo izay voahosotrao
Ho masoandrony sy ampingany Ianao
Fa sambatra izay mitoetra
Ao amin'y avo indrindra
Fa sambatra izay mitoetra
Ao amin'ny avo indrindra
Ry Tompo
Andriamanitra ô jereo
Jereo ry Tompo zay voahosotrao
Andriamanitra ô jereo izay voahosotrao
Salama eh! Tena tsara. Mba mangataka partition solfa fa te hihira tsara azy io koa izahay. Misaotra mialoha
RépondreSupprimerSalama, tena faly mahita oe efa mba afaka mijery hira ato, mankasitraka indrindra, mirary soa daholo😊🙏
RépondreSupprimerMankasitraka indrindra
RépondreSupprimerMankasitraka anareo koa e!
Supprimer