Namana/Amis/Friends

lundi 19 mars 2012

Ho vatolampiko (Ny Nanahary)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Ny Nanahary.

Ho Vatolampiko Ianao e
Hanafaka ahy Ianao e
Amin’ny fandrika harato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao

Ho Vatolampiko Ianao e
Hanafaka ahy ianao e
Amin’ny fandrika harato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao

Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako

Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Ho vatolampiko Ianao

Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo
Ho vatolampiko Ianao


Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako

Ho Vatolampiko ianao...

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...

Suivi des nouveaux articles par mail