Namana/Amis/Friends

vendredi 10 août 2012

Iangaviako ianao ry volana (Barijaona)

Cliquez ici pour écouter ce morceau sur le playlist de Barijaona.
Iangaviako ianao ry volana ô mahita ny any ho any
Iangaviako ianao sy ny elatrao ny rahona izany
Satriko eny raha ho ekeny
Ny habakabakao sy ny alin'ny tantely hiteny

Manina hono hoe ilay singa manirery
Mahita hoso-doko
Manaitra ny foko
Rehefa harivariva ny andro
Hilentika madiva ny masoandro

Etsy kely ange ho hafarako ianao ry volana baliaka
Etsy kely ange ho indramiko anio 'ty endrikao sariaka
Mba hitazanako an'ilay namako
Minitra vitsy monja hanaisotra ity onja mafonja.

Isaorana Randria nanome ny tononkira.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...

Suivi des nouveaux articles par mail