Namana/Amis/Friends

jeudi 21 février 2013

Ho avy Jesoa


A/C: Ndriana Ramamonjy

Ho avy Jesoa (2) handray ny olony
Ho avy Jesoa ka moa ve anisany ianao

Ho avy Jesoa (2) handray ny olony
Ho avy Jesoa ka moa ve anisany ianao

Amin'izay andro izay
Tsy tranonomby intsony re
No toerana hamantanany
Fa amin'ny voninahitra

Amin'ny voninahitra hiverina indray Jesoa
Amim-boninahitra haka ireo voaavotra
Hitoera eo anilany ho mandrakizay doria
Haleloia



3 commentaires:

  1. Mba afaka mahazo ny feon'io hira io ve na solfa azafady tompoko?

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Miarahaba tompoko,
      Alefaso ao amin'ny contact page ny fangatahanao azafady tompoko

      Supprimer
  2. Miarahaba, afaka alefa sur youtube ve azafady? Merci

    RépondreSupprimer

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...