Namana/Amis/Friends

jeudi 21 février 2013

Jesôsy ô, tsarovy aho Solfa (Ny Feo Mamantonalina)


Solo ténor:
Jesôsy ô (2), tsarovy aho (2)
Rehefa avy amin'ny fanjakanao Ianao

Choeur:
He ora vitsy sisa no ijaliana izao
Ka any am-paradisa no hahitako anao
Ilaozana ny tany kanefa tadidio
Ho tafahaona any tsy ela fa anio

Ny helokao rehetra voavela avokoa
Anao tsy misy fetra ny paradisa soa
Voavonjy fa tafita ka matokia izao
Satria hifankahita izaho sy ianao

Vous pouvez télécharger gratuitement la partition en solfa ci-dessous.


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...

Suivi des nouveaux articles par mail