Cliquez ici pour accéder a la partition en solfa du morceau.
1. Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Dia tany mahasolafaka tsy maharo
Ka na iza re mbola nofo sy ra
Tsy maintsy solafaka
O, o ka vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiaina-mandrakizay
2. Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjaka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
manahoana tompoko. Mba saika mangataka ihany koa ny solfa an'ilay hira "Jesosy ô, ekeko ny hitia". Misaotra betsaka
RépondreSupprimerMiarahaba tompoko,
SupprimerAlefaso ao amin'ny contact page ny fangatahanao azafady indrindra.
Misaotra tompoko
salamo . aona no mitelecharger ilay solfa
Supprimer