Namana/Amis/Friends

jeudi 24 avril 2014

Ny tany izay diavinay Solfa(Chorale Fiderana)


Cliquez ici pour accéder a la partition en solfa du morceau.
1. Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Dia tany mahasolafaka tsy maharo
Ka na iza re mbola nofo sy ra
Tsy maintsy solafaka

O, o ka vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiaina-mandrakizay

2. Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjaka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray

3 commentaires:

  1. manahoana tompoko. Mba saika mangataka ihany koa ny solfa an'ilay hira "Jesosy ô, ekeko ny hitia". Misaotra betsaka

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Miarahaba tompoko,
      Alefaso ao amin'ny contact page ny fangatahanao azafady indrindra.
      Misaotra tompoko

      Supprimer
    2. salamo . aona no mitelecharger ilay solfa

      Supprimer

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...