Namana/Amis/Friends

mardi 21 juin 2016

Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA FJKM Atsimon'Imahamasina (Playlist)

Cliquez un titre pour écouter la version vidéo, la parole et la partition en solfa:

Hoderaina
Injao manako any ho any
Hiaraka Aminy
O! Ry Fireneko
Na inona anefa mihatra

2 commentaires:

  1. Tsara ny Tompo,
    Mendrika ho Azy ny voninahitra.
    Sendra nihaino ilay hira hoe: Hoderaina aho.
    Tsara rindra. tsara koa ny feo.
    Fa mila ezaka ny fanoratana solfa.
    eo amin'ilay structure fa tena tsy mitovy amin'ilay hira.
    Raha atao hoe ilay vokatra no originale dia tokony ahitsy ilay solfa,
    satria raha ampiharina iny tsy misy ilay clip dia mety ahatafavoaka gadona sy rindra hafa mihitsy.
    Mampahery antsika amin'ny fiderana an'Andriamanitra.

    RépondreSupprimer

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...