Namana/Amis/Friends

mardi 8 novembre 2011

Bako (Barijaona)

Cliquez ici pour écouter ce morceau sur le playlist de Barijaona.


Olon’iza moa ianao indray takariva
Nandalo teto toa aloka niserana
Nanaitra nofy toa feon’antsiva
Namoha ireo lasa feno fitserana
Bako, Bako, Bako

Raha hiverina any ianao
Mba eto izao hafatro izao
Tsy manadino tsy akory
Na hoe matoritory
Na lavitra aza ilay elanelan-tany
Ny sainy hoe eo anilanao ihany

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...