Namana/Amis/Friends

mardi 19 juin 2012

Tonom-bavako (Lalatiana)

Cliquez ici pour voir d'autres chants de Lalatiana.

Ho anao anio Ray no hihirako
Ny alaheloko,ny ratra ato anatiko
Toa kivy aho raha izay nataony ahy izay
Omaly izahay toa tia tokoa
Nefa dia anio,aiza izao, aiza moa?

Fiainana sento ny ety
Moa sitrakao ny mijery anay
Toy izao, mamboly fitia sy mitia
Rehefa leo de miala indray
Handositra aho mba hanadino ny nisy teo

Fa mbola ho anao izay Fitiavana
No hametrahako ny fiainana iainako
Mino aho fa hitanao izao rehetra izao
Koa mba raisonao, ny saiko atanjaho
Hahazaka jalim-pitiavana

Hafahafa ny ety
Tsy maintsy tia nefa dia
Miomana ho hankahalaina koa
Ka mahatoky Anao Ray Mahery
Ampio aho fa izany no fiainana...

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...