Namana/Amis/Friends

Affichage des articles dont le libellé est Amboarampeo Faravohitra. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est Amboarampeo Faravohitra. Afficher tous les articles

mardi 4 décembre 2012

Andro malaza FFPM75 solfa (Amboaram-peo Faravohitra)

Cliquez ici pour écouter la version audio de ce morceau.

Andro malaza FFPM 75 (Amboaram-peo Faravohitra)

Cliquez ici pour voir et télécharger la partition en solfa de ce morceau.
Soprano:
Andro malaza sady soa tokoa
‘Lay andro ‘zay nisehoan’i Jeso:

Soprano,Alto:
 ‘Zay nantenain’ny mpaminany koa

Alto, Tenor:
 Mba hampiseho fihavanana,

Tenor:
 Mifalia sy mihobia mafy,
 Efa tonga ny Mpanavotrao;

Choeur:
Avia, ka miderà,
Derao io Zaza io,
Hobio, hobio, Fa Tompontsika io
Hobio, hobio, Fa Tompontsika io

Solo Soprano:
 Dera sy haja no atolotray
Anao, ry Jeso ‘zay teraka anie:
Ka mba mandraisa ny fanatitray
Ho zava-mani-pofona tokoa

O! mifalia sy mihobia mafy,
 Efa tonga ny Mpanavotrao;

Choeur:
Avia, ka miderà,
Derao io Zaza io,
Hobio, hobio, Fa Tompontsika io
Hobio, hobio, Fa Tompontsika io

Avia, ka miderà,
Derao io Zaza io,
Hobio, hobio, Fa Tompontsika io
Hobio, hobio, Fa Tompontsika io

Betlehema an'i Jodia solfa(Amboaram-peo Faravohitra)

Cliquez ici pour écouter la version audio de ce morceau.

Betlehema an'i Jodia (Amboaram-peo Faravohitra)

 Cliquez ici pour voir et télécharger la partition en  solfa de ce morceau.

Duo Soprano, tenor:
Any Betlehem, Betlehema an'i Jodia,
Betlehema an'i Jodia no nivoahan'i Mesia

Any Betlehem, Betlehema an'i Jodia,
Betlehema an'i Jodia no nivoahan'i Mesia

Choeur:

Any Betlehem, Betlehema aan'i Jodia,
Betlehema an'i Jodia no nivoahan'i Mesia

Any Betlehem, Betlehema an'i Jodia,
Betlehema an'i Jodia no nivoahan'i Mesia

Any Betlehem, Betlehema an'i Jodia,
Betlehema an'i Jodia no nivoahan'i Mesia

Trio Soprano, alto, tenor:

Any Betlehem, any Betlehem

Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...