Cliquez un titre pour écouter la version vidéo, la parole et la partition en solfa:
Hoderaina
Injao manako any ho any
Hiaraka Aminy
O! Ry Fireneko
Na inona anefa mihatra
Namana/Amis/Friends
Affichage des articles dont le libellé est Playlist. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est Playlist. Afficher tous les articles
mardi 21 juin 2016
vendredi 30 mai 2014
Tany mamiko, Embona (Bodo)
Tany mamiko
Oram-be mivatravatra, kotro-baratra
No nalaiko ho namana
Tsy hamoy fo alahelo an-tanin'olona aho
Fa nataoko hampatsiahy ilay akany lavitra ahy
Ny korana sy lalao manakora
Manangoly niarahana
Sento lalina fa manina te hody
No asetriko ny tsikiny
Mampanganohano ahy
Na ny mamiratra aza no hanambazana ahy
Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao
Ry tany mamiko no nampanembona ahy
Niherikerika aho fa sao tao ianao
An-tsaina sisa no nahitako anao
Tobin-drahona nandalo no nafarako
Nefa ireny mba ho aiza moa?
Niriako orana mikija tsy hamonto anao
Fa tsy ho anao ry taniko tsy tafita ny hafatro...

Embona
Toy ny vorona niara-niriaria
Teny an-dohasaha izahay
Ny rivotra nifofo, ny orana nikija
Niaraha-nisedra avokoa
Mahita anao aho ankehitriny
Dia toa adinoko ireny
Variana tamin'ireo tambitamby
Niaro fitia tsy antenaina
Fa na dia satriko aza ny hitafa aminao eto ihany Avelao aho hamonjy ilay namako any ho any
Fa manembona aho izany
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
Hany ka mila ho tomany
Fony izahay niara nilalao,
Na ny soa na ny ratsy niarahanay natao
Nisy ireo hafaliana sy ranomaso indraindray
Fotoana maro teto anilanao toa haravona lalandava
Nanafina alahelo, hakiviana
Nahatonga ahy toa hanjombon-dava
Fa na dia satriko aza, ny hitafa aminao eto ihany Avelao aho hamonjy ilay namako any ho any

mercredi 30 avril 2014
Lalao (Playlist)
lundi 28 avril 2014
Joseph d'Af (Playlist)
Cliquez un titre pour écouter la version audio et voir la parole:
Mandigny anao
Mba tahio
Ny antony hihirako
Tsisy karaha Anao
lundi 26 novembre 2012
Razilinah version originale (playlist)
Cliquez ici pour écouter la version audio et voir la parole de:
Inscription à :
Articles (Atom)