1. Jeso, Mpanjaka malaza,
No Tompo Mpanjakanay;
Mahery sy tsara indrindra,
Ka Izy no aronay.
Mendrika hankalazaina
Noho ny heriny;
Eran-tany sy lanitra koa
Ny zo aman-dazany.
Fiv : Ry Tompo Mpanjaka mahery ô !
Mihainoa ! Mihainoa !
Avy manaiky tokoa ‘zahay
Fa Tompon’ny hery rehetra Hianao,
Tsy misy mihitsy ny toa Anao,
Tsy tratry ny saina ny herinao;
Ny fiderana ‘zay entinay,
Raiso re !
Ny haja atolotra Anao ety,
Raiso izao !
2. Tompo, Mpandahatra hendry,
Mpanao izao rehetra izao
Ny zara sy tendry ataony
Dia tsara sy mahasoa;
Mendrika ny hoderaina
Ny fandaharany;
Atolory ho Azy ny saotra,
Fa izy tadrinfin’io :
Ry Tompo Mpanjaka mahery ô ! sns…
3. Tompo, Mpanjaka Tsitoha,
Kanefa be indrafo;
Deraina eram-po erantsaina,
Deraina mandrakizay ;
He ! Ny mpanompo voavonjy
Samy mihoby hoe :
“Haleloia ho amin’ny Avo,
Fa Jeso no Tomponay ”
Ry Tompo Mpanjaka mahery ô ! sns…
Télécharger gratuitement ci-dessous la partition en solfa de ce morceau.
Namana/Amis/Friends
Affichage des articles dont le libellé est Cantique protesant. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est Cantique protesant. Afficher tous les articles
jeudi 6 février 2014
vendredi 5 octobre 2012
Fihirana Fanampiny FJKM FF 41 - FF 54
Ecouter la version audio et voir la parole de:
FF 41 – Jesoa no Mpanavotra
FF 42 – Moa misy va?
FF 43 – Aiza moa ianao ?
FF 44 – Ry Madagasikara soa
FF 45 – Hira fiderana
FF 46 – Mba tantanonao, ry Raiko!
FF 47 – Fiadanana
FF 48 – Andriamanitra, Fitiavana Ianao
FF 49 – Mifona re ry Ray
FF 50 – lanao izay miasa fatratra
FF 51 – Ry Mpamonjy olom-bery
FF 52 - Avia! Torio Kristy
FF 53 - Havaoziko ilay voady
FF 54 - Finoana, Fanantenana, Fiitiavana
FF 41 – Jesoa no Mpanavotra
FF 42 – Moa misy va?
FF 43 – Aiza moa ianao ?
FF 44 – Ry Madagasikara soa
FF 45 – Hira fiderana
FF 46 – Mba tantanonao, ry Raiko!
FF 47 – Fiadanana
FF 48 – Andriamanitra, Fitiavana Ianao
FF 49 – Mifona re ry Ray
FF 50 – lanao izay miasa fatratra
FF 51 – Ry Mpamonjy olom-bery
FF 52 - Avia! Torio Kristy
FF 53 - Havaoziko ilay voady
FF 54 - Finoana, Fanantenana, Fiitiavana
Libellés :
Cantique protesant,
Fihirana Fanampiny FJKM,
Malagasy,
Playlist
Fihirana Fanampiny FJKM FF 31 - FF 40
Ecouter la version audio et voir la parole de:
FF 31 - Mihirà ry manampofonaina
FF 32 - Aza avela hahalala
FF 33 - Inty aho Jesoa !
FF 34 - Tompo Malala ô !
FF 35 - Ry Tomponay ô avia
FF 36 - Mifalia
FF 37 - Fa tsy misy fahoriana
FF 38 - Mba todihonao ny lasa
FF 39 - Faniriako
FF 40 – La Nuit du Salut
FF 31 - Mihirà ry manampofonaina
FF 32 - Aza avela hahalala
FF 33 - Inty aho Jesoa !
FF 34 - Tompo Malala ô !
FF 35 - Ry Tomponay ô avia
FF 36 - Mifalia
FF 37 - Fa tsy misy fahoriana
FF 38 - Mba todihonao ny lasa
FF 39 - Faniriako
FF 40 – La Nuit du Salut
Libellés :
Cantique protesant,
Fihirana Fanampiny FJKM,
Malagasy,
Playlist
jeudi 4 octobre 2012
Fihirana Fanampiny FJKM FF 11 - FF 20
Ecouter la version audio et voir la parole de:
FF 11 - Faly aho
FF 12 - Am-pelatananao ry Raiko
FF 13 - Mihirà fihiram-baovao
FF 14 - Jesoa, apetraka Aminao
FF 15 - Raiko ô !
FF 16 - Tsy vitam-po onena
FF 17 - Ho avy ny maraina
FF 18 - Afafazo
FF 19 - Raha Jehovah no Mpiandry
FF 20 - Jesoa Fitiavana
FF 11 - Faly aho
FF 12 - Am-pelatananao ry Raiko
FF 13 - Mihirà fihiram-baovao
FF 14 - Jesoa, apetraka Aminao
FF 15 - Raiko ô !
FF 16 - Tsy vitam-po onena
FF 17 - Ho avy ny maraina
FF 18 - Afafazo
FF 19 - Raha Jehovah no Mpiandry
FF 20 - Jesoa Fitiavana
Libellés :
Cantique protesant,
Fihirana Fanampiny FJKM,
Malagasy,
Playlist
Fihirana Fanampiny FJKM FF 21 - FF 30
Ecouter la version audio et voir la parole de:
FF 21 - Mahatoky ka tokony hekena
FF 22 - Tsy mendrika ahy
FF 23 - Andriamanitra ô ! Ry Tompo Zanahary (A.T.Z.)
FF 24 - Mahereza ! Ny Tompo momba anao
FF 25 - Ny voadiko
FF 26 - Jesosy reharehako
FF 27 - 'Lay alim-pamonjena
FF 28 - Efa voadinikao Andriamanitra ô
FF 29 - Tsy mba hisy reharehako
FF 30 - Fo mitambatra ho iray
FF 21 - Mahatoky ka tokony hekena
FF 22 - Tsy mendrika ahy
FF 23 - Andriamanitra ô ! Ry Tompo Zanahary (A.T.Z.)
FF 24 - Mahereza ! Ny Tompo momba anao
FF 25 - Ny voadiko
FF 26 - Jesosy reharehako
FF 27 - 'Lay alim-pamonjena
FF 28 - Efa voadinikao Andriamanitra ô
FF 29 - Tsy mba hisy reharehako
FF 30 - Fo mitambatra ho iray
Libellés :
Cantique protesant,
Fihirana Fanampiny FJKM,
Malagasy,
Playlist
Inscription à :
Articles (Atom)